Imprimer
Catégorie : Midi Madagasikara

Namono olona indray ny lalam-pirenena faharoa teny amin’iny faritra Ambohimangakely iny, ny harivan’ny alatsinainy lasa teo. Rangahy iray sendra nivoaka ny faritry ny arabe no voafaokan’ny kamiao lehibe  iray nandeha mafy teo amin’ny PK10+100 araky ny fanazavàna azo avy tamin’ny mpitandro filaminana.

Lire la suite