Niantso mpanao gazety ny prezidansin’ny Oniversiten’i Toamasina, nilazany ny fidiran’ny mpianatra ara-pegagojika ny alatsinainy teo. Nandritra izany no nanaovany tatitra ny asa vita ny taona nivalona iny, isan’ireny fametrahana tamin’ny fomba ofisialy ny filohan’ny oniversite sy ny fankalazana ny faha-45 taona nijoroan’ny oniversite ary ny fampidirana ireo mpiasa ao anatin’ny mandray karama eny amin’ny tahirim-bolam-panjakana, […]

Lire la suite