Ny faran’ny herinandro teo dia nisiana fakàna an-keriny indray tany amin’iny faritra Betsiboka iny. Tao amin’ny fokontany Morafeno ao amin’ny distrika Tsaratanàna dia vehivavy roa, 35 taona sy 20 taona no nalain’ireo dahalo an-keriny. Vola mintenina eo amin’ny 200 tapitrisa ariary teo no notakian’ireo olon-dratsy tamin’izany. Tokony ho tamin’ny 11 ora sy sasany alina teo…

Source :

http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2018/10/16/tsaratanana-vehivavy-roa-lasa-an-keriny-mitaky-200-tapitrisa-ariary-ireo-olon-dratsy/

Pin It